plt_tn/ezk/21/21.md

642 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany.

andry vy fandrodanana

milina lehibe izay nampiasain'ny olona mba handrodanana manda na tilikambo.

hamely izany

"hamely an'i Jerosalema"

hanamboatra tovon-tany

Ireo dia tovon-tany misavovona izay namboarin'ny mpanjakan'i Babylona mba hahafahan'ireo miaramilany miakatra ny mandan'i Jerosalema.

tilikambo fanaovana fahirano

Ireo dia tilikambo vita amin'ny hazo izay namboarin'ny mpanjakan'i Babylona manodidina an'i Jerosalema mba hanomezana fahafahana an'ireo miaramila Babyloniana mba hitifitra zana-tsipìka hihoatra ny mandan'i Jerosalema.