plt_tn/ezk/21/15.md

677 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema sy ny tanin'Israely.

hampitombo ireo lavony

Eto ny hoe "lavo" dia maneho ny olona maty any an'ady. DH: "mba hamono olona maro eo amin'izy ireo"

ny vavahadin'izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'i Jerosalema.

Ianao, ry Sabatra! Mameleza avy eo ankavanana! ... Mandehana eo amin'izay rehetra hitodiahan'ny tavanao

Izany dia toy ny hoe niresaka tamin'ny sabatra i Yaveh.

eo amin'izay rehetra hitodiahan'ny tavanao

"eo amin'izay rehetra nampitodihako ny lelan-tsabatrao."

ny tavanao

Eto ny hoe "tava" dia maneho ny lelan'ilay sabatra.