plt_tn/ezk/21/15.md

24 lines
677 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema sy ny tanin'Israely.
# hampitombo ireo lavony
Eto ny hoe "lavo" dia maneho ny olona maty any an'ady. DH: "mba hamono olona maro eo amin'izy ireo"
# ny vavahadin'izy ireo
Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'i Jerosalema.
# Ianao, ry Sabatra! Mameleza avy eo ankavanana! ... Mandehana eo amin'izay rehetra hitodiahan'ny tavanao
Izany dia toy ny hoe niresaka tamin'ny sabatra i Yaveh.
# eo amin'izay rehetra hitodiahan'ny tavanao
"eo amin'izay rehetra nampitodihako ny lelan-tsabatrao."
# ny tavanao
Eto ny hoe "tava" dia maneho ny lelan'ilay sabatra.