plt_tn/ezk/21/14.md

12 lines
252 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany.
# Sabatra ho an'ireo izay ho vonoina
DH: "sabatra hamonoana olona."
# mitrobaka azy ireo
Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'i Jerosalema sy ny tanin'Israely.