plt_tn/ezk/21/14.md

252 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany.

Sabatra ho an'ireo izay ho vonoina

DH: "sabatra hamonoana olona."

mitrobaka azy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'i Jerosalema sy ny tanin'Israely.