plt_tn/ezk/21/12.md

12 lines
394 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema sy ny tanin'Israely.
# Natsipy ho amin'ny sabatra niaraka tamin'ny oloko izy ireo
"Novonoina tamin'ny sabatra niaraka tamin'ny oloko izy ireo"
# saingy ahoana raha tsy maharitra ny tehina?
DH: "ary hampatahotra be raha mamotika an'ilay tehina ilay sabatra ka lasa ilay tehina"