plt_tn/ezk/21/12.md

394 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Jerosalema sy ny tanin'Israely.

Natsipy ho amin'ny sabatra niaraka tamin'ny oloko izy ireo

"Novonoina tamin'ny sabatra niaraka tamin'ny oloko izy ireo"

saingy ahoana raha tsy maharitra ny tehina?

DH: "ary hampatahotra be raha mamotika an'ilay tehina ilay sabatra ka lasa ilay tehina"