# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.
# tanana mahery, sandry misandratra
Ireo fehezanteny ireo dia samy maneho ny fahefana lehibe.