plt_tn/ezk/20/33.md

206 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.

tanana mahery, sandry misandratra

Ireo fehezanteny ireo dia samy maneho ny fahefana lehibe.