forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
737 B
Markdown
20 lines
737 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.
|
|
|
|
# Rehefa izany dia nanome azy ireo ny lalàna izay tsy tsara, ary ny didy izay tsy hahavelona azy ireo ihany koa Aho
|
|
|
|
Ny teny hoe lalàna ao amin'ity fehezanteny ity dia tsy maneho ny lalàn'Andriamanitra. Andriamanitra dia namela azy ireo mba hiaina amin'ireo lalàn'olombelona sy ireo fitsaràna izay tsy tsara.
|
|
|
|
# nanome azy ireo
|
|
|
|
Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny zanak'ireo izay nentin'i Yaveh hivoaka an'i Egypta.
|
|
|
|
# tamin'ny fanomezan'izy ireo
|
|
|
|
DH: "tamin'ireo fanomezana izay nomen'izy ireo Ahy."
|
|
|
|
# nanipy ireo tao amin'ny afo
|
|
|
|
Ity dia midika hoe manao sorona zanaka amin'ireo sampy amin'ny fandoroana velona azy ireo.
|