plt_tn/ezk/20/25.md

737 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.

Rehefa izany dia nanome azy ireo ny lalàna izay tsy tsara, ary ny didy izay tsy hahavelona azy ireo ihany koa Aho

Ny teny hoe lalàna ao amin'ity fehezanteny ity dia tsy maneho ny lalàn'Andriamanitra. Andriamanitra dia namela azy ireo mba hiaina amin'ireo lalàn'olombelona sy ireo fitsaràna izay tsy tsara.

nanome azy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia maneho ny zanak'ireo izay nentin'i Yaveh hivoaka an'i Egypta.

tamin'ny fanomezan'izy ireo

DH: "tamin'ireo fanomezana izay nomen'izy ireo Ahy."

nanipy ireo tao amin'ny afo

Ity dia midika hoe manao sorona zanaka amin'ireo sampy amin'ny fandoroana velona azy ireo.