plt_tn/ezk/20/23.md

534 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely.

Nanandratra ny tanako mba hianiana amin'izy ireo

Fomba fanao efa mahazatra ny manao fianianana amin'ny fanandratana tanana mankany an-danitra.

hampiely azy ireo eo amin'ireo firenena sy hanaparitaka azy ireo amin'ny tany

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 12:14.

Ny masony dia nanaraka ny sampin'ny razamben'izy ireo

DH: "Nazoto nanompo an'ireo sampy izay notompoin'ireo ray aman-dreniny izy ireo." (UDB)