# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo loholon'Israely. # Nanandratra ny tanako mba hianiana amin'izy ireo Fomba fanao efa mahazatra ny manao fianianana amin'ny fanandratana tanana mankany an-danitra. # hampiely azy ireo eo amin'ireo firenena sy hanaparitaka azy ireo amin'ny tany Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 12:14. # Ny masony dia nanaraka ny sampin'ny razamben'izy ireo DH: "Nazoto nanompo an'ireo sampy izay notompoin'ireo ray aman-dreniny izy ireo." (UDB)