plt_tn/ezk/19/08.md

16 lines
400 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy mamaritra ny firenen'Israely toy liona vavy ary ireo mpanjakan'ny fanjakan'i Joda toy ny zanany.
# hanohitra azy
Ny teny hoe "azy" dia maneho an'ilay liona tanora faharoa, izay misolotena an'i Joiakima.
# avy amin'ireo faritany manodidina
DH: "avy amin'ireo faritany manodidina ny tanin'Israely."
# faritany
firenena izay nanjakan'i Babylona