plt_tn/ezk/19/08.md

400 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy mamaritra ny firenen'Israely toy liona vavy ary ireo mpanjakan'ny fanjakan'i Joda toy ny zanany.

hanohitra azy

Ny teny hoe "azy" dia maneho an'ilay liona tanora faharoa, izay misolotena an'i Joiakima.

avy amin'ireo faritany manodidina

DH: "avy amin'ireo faritany manodidina ny tanin'Israely."

faritany

firenena izay nanjakan'i Babylona