plt_tn/ezk/19/05.md

16 lines
503 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy mamaritra ny firenen'Israely ho liona vavy ary ireo mpanjakan'ny fanjakan'i Joda ho zanany.
# koa naka hafa tamin'ireo zanany izy
Yaveh dia mampitaha an'i Joiakima amin'ny zanaka liona tanora.
# Nosamboriny ireo mpitondratenan'izy ireo ary noravàny ny tanànan'izy ireo
Ireo fomba fiteny ireo dia sarinteny ho an' Andriamanitra mamela an'ireo fahavalon'Israely hanao ireo zavatra ireo.
# sy ny fahafenoiny
"sy ny zavatra rehetra ao amin'izany"