forked from WA-Catalog/plt_tn
503 B
503 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy mamaritra ny firenen'Israely ho liona vavy ary ireo mpanjakan'ny fanjakan'i Joda ho zanany.
koa naka hafa tamin'ireo zanany izy
Yaveh dia mampitaha an'i Joiakima amin'ny zanaka liona tanora.
Nosamboriny ireo mpitondratenan'izy ireo ary noravàny ny tanànan'izy ireo
Ireo fomba fiteny ireo dia sarinteny ho an' Andriamanitra mamela an'ireo fahavalon'Israely hanao ireo zavatra ireo.
sy ny fahafenoiny
"sy ny zavatra rehetra ao amin'izany"