plt_tn/ezk/18/23.md

574 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka momban'ny faniriany ho an'ny olona ratsy fanahy.

Moa ve tena miravoravo fatratra amin'ny fahafatesan'ny ratsy fanahy Aho ... fa tsy amin'ny fialany amin'ny lalany mba hahafahany miaina?

"tsy miraoravo fatratra amin'ny fahafatesan'ny ratsy fanahy Aho, fa miravoravo raha miala amin'ny asa ratsiny izy ary miaina"

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

fa tsy amin'ny fialany amin'ny lalany

"fa tsy amin'ny fiovana amin'ny asany feno fahotana mba hanao izay marina"