plt_tn/ezk/18/23.md

16 lines
574 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka momban'ny faniriany ho an'ny olona ratsy fanahy.
# Moa ve tena miravoravo fatratra amin'ny fahafatesan'ny ratsy fanahy Aho ... fa tsy amin'ny fialany amin'ny lalany mba hahafahany miaina?
"tsy miraoravo fatratra amin'ny fahafatesan'ny ratsy fanahy Aho, fa miravoravo raha miala amin'ny asa ratsiny izy ary miaina"
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# fa tsy amin'ny fialany amin'ny lalany
"fa tsy amin'ny fiovana amin'ny asany feno fahotana mba hanao izay marina"