plt_tn/ezk/18/21.md

261 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka ny amin'ilay olona ratsy fanahy izay miova ary manao izay marina.

hampatsiahivina

DH: "tsy ho tsaroina"

Hiaina amin'ny fahamarinana izay hataony izy

Hanohy hiaina izy satria manao ireo zavatra tsara