# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka ny amin'ilay olona ratsy fanahy izay miova ary manao izay marina. # hampatsiahivina DH: "tsy ho tsaroina" # Hiaina amin'ny fahamarinana izay hataony izy Hanohy hiaina izy satria manao ireo zavatra tsara