plt_tn/ezk/18/19.md

372 B

Nahoana ilay zanaka lahy no tsy mitondra ny heloky ny rainy

DH: "nahoana ilay zanaka lahy no tsy tompon'andraikitra amin'ny heloky ny rainy"

Ny fahamarinan'ilay iray izay miasa tsara dia ho aminy ihany

DH: "Izay manao ny marina dia ho raisina ho marina"

ny faharatsian'ny ratsy fanahy dia ho aminy ihany

DH: "izay manao ny ratsy dia ho raisina ho ratsy fanahy"