plt_tn/ezk/18/19.md

12 lines
372 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nahoana ilay zanaka lahy no tsy mitondra ny heloky ny rainy
DH: "nahoana ilay zanaka lahy no tsy tompon'andraikitra amin'ny heloky ny rainy"
# Ny fahamarinan'ilay iray izay miasa tsara dia ho aminy ihany
DH: "Izay manao ny marina dia ho raisina ho marina"
# ny faharatsian'ny ratsy fanahy dia ho aminy ihany
DH: "izay manao ny ratsy dia ho raisina ho ratsy fanahy"