plt_tn/ezk/16/53.md

262 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy maneho an'ireo firenena hafa toy ny hoe havan'i Jerosalema.

hanehoanao ny henatrao; ho afa-baraka ianao

Ireo fehezanteny roa ireo dia samy maneho an'i Yaveh manasazy ny vahoakan'i Jerosalema am-pahibemaso.