# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy maneho an'ireo firenena hafa toy ny hoe havan'i Jerosalema. # hanehoanao ny henatrao; ho afa-baraka ianao Ireo fehezanteny roa ireo dia samy maneho an'i Yaveh manasazy ny vahoakan'i Jerosalema am-pahibemaso.