plt_tn/ezk/16/40.md

399 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka momban'ireo miaramila fahavalo toy ny hoe olo-tian'i Jerosalema.

hampitony ny hatezerako aminao Aho; hiala aminao ny hatezerako

Ny teny hoe "hatezerana" dia maneho ny sazy izay ampitondrain'i Yaveh satria tezitra Izy. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "hitsahatra hanasazy anao Aho satria tsy ho tezitra aminao intsony Aho."