# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka momban'ireo miaramila fahavalo toy ny hoe olo-tian'i Jerosalema. # hampitony ny hatezerako aminao Aho; hiala aminao ny hatezerako Ny teny hoe "hatezerana" dia maneho ny sazy izay ampitondrain'i Yaveh satria tezitra Izy. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "hitsahatra hanasazy anao Aho satria tsy ho tezitra aminao intsony Aho."