plt_tn/ezk/16/38.md

12 lines
403 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka momban'ireo miaramila fahavalo toy ny hoe olo-tian'i Jerosalema.
# mba hanjeran'izy ireo ny efitrano avonao sy handrodanan'izy ireo ny toerana avonao
Ireo fehezanteny ireo dia milaza zavatra mitovy amin'ny fomba samihafa. Io dia manampy fanamafisana an'ilay fehezanteny.
# mitanjaka sy miboridana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 16:6.