plt_tn/ezk/16/38.md

403 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh miresaka momban'ireo miaramila fahavalo toy ny hoe olo-tian'i Jerosalema.

mba hanjeran'izy ireo ny efitrano avonao sy handrodanan'izy ireo ny toerana avonao

Ireo fehezanteny ireo dia milaza zavatra mitovy amin'ny fomba samihafa. Io dia manampy fanamafisana an'ilay fehezanteny.

mitanjaka sy miboridana

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 16:6.