plt_tn/ezk/16/27.md

504 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.

hamely anao amin'ny tanako Aho

DH: "hiasa manohitra anao amin'ny fahefako Aho"

hanajanona ny sakafonao

maneho ny fanajanonana ny famatsiana sakafo.

Hatolotro an'ireo fahavalonao ny ainao

"homeko an'ireo fahavalonao ny ainao"

zanaka vavin'ireo Filistina

Satria Jerosalema naseho toy ny hoe tovovavy, dia aseho toy ny hoe tovovavy ihany koa ireo Filistina.