plt_tn/ezk/16/27.md

20 lines
504 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.
# hamely anao amin'ny tanako Aho
DH: "hiasa manohitra anao amin'ny fahefako Aho"
# hanajanona ny sakafonao
maneho ny fanajanonana ny famatsiana sakafo.
# Hatolotro an'ireo fahavalonao ny ainao
"homeko an'ireo fahavalonao ny ainao"
# zanaka vavin'ireo Filistina
Satria Jerosalema naseho toy ny hoe tovovavy, dia aseho toy ny hoe tovovavy ihany koa ireo Filistina.