plt_tn/ezk/16/23.md

336 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely.

izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.

nanorina efitrano avo ho anao eraky ny kalamanjana rehetra ianao

Ity fehezanteny ity dia maneho ny fananganana toerana iray hanompoan-tsampy.