plt_tn/ezk/16/23.md

12 lines
336 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely.
# izany no fanambaran'ny Tompo Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 5:11.
# nanorina efitrano avo ho anao eraky ny kalamanjana rehetra ianao
Ity fehezanteny ity dia maneho ny fananganana toerana iray hanompoan-tsampy.