plt_tn/ezk/16/17.md

16 lines
430 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.
# sarin-dehilahy
"sary sokitra lehilahy" na "sampy izay miendrika olona"
# nanao tahaka izay ataon'ny mpivarotena tamin'ireo
Ity dia fomba mihaja hilazana fa niara-mandry tamin'ireo sarin-dehilahy ilay tovovavy.
# napetrakao teo alohan'ireo
"napetrakao toy ny fanatitra eo anoloan'izy ireo"