plt_tn/ezk/16/17.md

430 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka momban'i Jerosalema sy ny vahoakan'Israely toy ny hoe vadiny mampirafy.

sarin-dehilahy

"sary sokitra lehilahy" na "sampy izay miendrika olona"

nanao tahaka izay ataon'ny mpivarotena tamin'ireo

Ity dia fomba mihaja hilazana fa niara-mandry tamin'ireo sarin-dehilahy ilay tovovavy.

napetrakao teo alohan'ireo

"napetrakao toy ny fanatitra eo anoloan'izy ireo"