plt_tn/ezk/14/09.md

402 B

haninjitra ny tanako aminy Aho

Ny tanan'Andriamanitra dia maneho an'izay ataony. DH: "hiasa hanohitra azy Aho"

Hizaka ny helony ihany izy ireo

DH: "ho tompon'andraikitra amin'izay tsy nety nataony izy ireo"

tsy hisintaka amin'ny fanarahana Ahy intsony

Ny fehezanteny hoe "hisintaka amin'ny fanarahana Ahy" dia mampitaha ny tsy fanaovana an'izay tian'Andriamanitra amin'ny fisintahana aminy.