# haninjitra ny tanako aminy Aho Ny tanan'Andriamanitra dia maneho an'izay ataony. DH: "hiasa hanohitra azy Aho" # Hizaka ny helony ihany izy ireo DH: "ho tompon'andraikitra amin'izay tsy nety nataony izy ireo" # tsy hisintaka amin'ny fanarahana Ahy intsony Ny fehezanteny hoe "hisintaka amin'ny fanarahana Ahy" dia mampitaha ny tsy fanaovana an'izay tian'Andriamanitra amin'ny fisintahana aminy.