plt_tn/ezk/13/17.md

28 lines
839 B
Markdown

# zanak'olona
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.
# hampanatreho ny tavanao
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:1.
# zanaka vavin'ny vahoakanao
vehivavin'Israely.
# maminany araky ny eritreritr'izy ireo manokana
Ity dia midika fa mamorona faminaniana avy amin'ny sary an-tsain'izy ireo ihany izy ireo. DH: "maka sary an-tsaina y faminaniany manokana"
# maminania manohitra
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:6.
# mahatsara vintana
zavatra izay noheverina ho manana fiasa mahagaga.
# manao voaly araka ny habe samihafa ho amin'ny lohan'izy ireo, ampiasaina hihazàna olona
haingo izay anaovan'ny mpaminanivavy toy ny "fandrika" satria izy ireo dia nampiasa ny hatsarana, zava-miafina ary lainga mba hamandrihana ny olona mba hilazan'izy ireo fa mino azy ireo izy ireo ary manota amin'Andriamanitra.