plt_tn/ezk/13/17.md

839 B

zanak'olona

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 2:1.

hampanatreho ny tavanao

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:1.

zanaka vavin'ny vahoakanao

vehivavin'Israely.

maminany araky ny eritreritr'izy ireo manokana

Ity dia midika fa mamorona faminaniana avy amin'ny sary an-tsain'izy ireo ihany izy ireo. DH: "maka sary an-tsaina y faminaniany manokana"

maminania manohitra

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 4:6.

mahatsara vintana

zavatra izay noheverina ho manana fiasa mahagaga.

manao voaly araka ny habe samihafa ho amin'ny lohan'izy ireo, ampiasaina hihazàna olona

haingo izay anaovan'ny mpaminanivavy toy ny "fandrika" satria izy ireo dia nampiasa ny hatsarana, zava-miafina ary lainga mba hamandrihana ny olona mba hilazan'izy ireo fa mino azy ireo izy ireo ary manota amin'Andriamanitra.