plt_tn/ezk/12/08.md

596 B

tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

"niteny an'ireo teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1.

ankohonan'Israely

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:16.

Ry zanak'olona, moa ny ankohonan'Israely, izany taranaka mpikomy izany, tsy nanontany hoe: 'Inona ity ataonao?

Andriamanitra dia mametraka an'ity fanontaniana ity amin'i Ezekiela mba hampisehoana fa tsikaritry ny vahoakan'Israely ny nataon'i Ezekiela. DH: "Ezekiela, ny vahoakan' Israely, ireo izay tsy mankato Ahy, dia nahatsikaritra an'izay ataonao."

izay eo anivon'izy ireo

DH: "izay eo amin'izy ireo"