# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh "niteny an'ireo teniny i Yaveh." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:1. # ankohonan'Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:16. # Ry zanak'olona, moa ny ankohonan'Israely, izany taranaka mpikomy izany, tsy nanontany hoe: 'Inona ity ataonao? Andriamanitra dia mametraka an'ity fanontaniana ity amin'i Ezekiela mba hampisehoana fa tsikaritry ny vahoakan'Israely ny nataon'i Ezekiela. DH: "Ezekiela, ny vahoakan' Israely, ireo izay tsy mankato Ahy, dia nahatsikaritra an'izay ataonao." # izay eo anivon'izy ireo DH: "izay eo amin'izy ireo"