plt_tn/ezk/11/11.md

20 lines
460 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'Israely.
# Ity tanàna ity dia tsy ho vilany fandrahonareo, na ho hena ao anatin'izany ianareo
jereo ny fanamarihana ao amin'ny 11:2.
# ao amin'ireo faritaniny
Ity fomba fiteny ity dia mampiasa ny faritany mba hanehoana an'Israely.
# faritany
ny morony amin'ny firenena iray na faritra
# fantatrareo fa Izaho no Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6