plt_tn/ezk/11/11.md

460 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'Israely.

Ity tanàna ity dia tsy ho vilany fandrahonareo, na ho hena ao anatin'izany ianareo

jereo ny fanamarihana ao amin'ny 11:2.

ao amin'ireo faritaniny

Ity fomba fiteny ity dia mampiasa ny faritany mba hanehoana an'Israely.

faritany

ny morony amin'ny firenena iray na faritra

fantatrareo fa Izaho no Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6