plt_tn/ezk/10/12.md

733 B

Ny tenan'izy ireo manontolo

"ny vatan'ilay kerobima manontolo"

kodia

Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "kodia" ao amin'ny 1:15.

natsoina hoe: "Kodiarana" ireo kodia

Ny teny hoe "mikodiadiava" dia midika hoe "miodikodìna." Eto izany dia ny fiantsoana ny kodia. DH: "nisy olona niantso ireo kodia hoe "mikodiadiava'"

Nanana tarehy efatra avy izy ireo

"ny kerobima tsirairay dia nanana endrika efatra" na "ny tsirairay tamin'ireo kerobima dia nanana endrika efatra." Ny zava-manan'aina tsirairay dia nanana tarehy teo anoloany, tarehy tao aoriana, ary tarehy teo amin'ny sisin'ny lohany rehetra. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:4.

kerobima

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe kerobima tao amin'ny 10:3.