# Ny tenan'izy ireo manontolo "ny vatan'ilay kerobima manontolo" # kodia Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "kodia" ao amin'ny 1:15. # natsoina hoe: "Kodiarana" ireo kodia Ny teny hoe "mikodiadiava" dia midika hoe "miodikodìna." Eto izany dia ny fiantsoana ny kodia. DH: "nisy olona niantso ireo kodia hoe "mikodiadiava'" # Nanana tarehy efatra avy izy ireo "ny kerobima tsirairay dia nanana endrika efatra" na "ny tsirairay tamin'ireo kerobima dia nanana endrika efatra." Ny zava-manan'aina tsirairay dia nanana tarehy teo anoloany, tarehy tao aoriana, ary tarehy teo amin'ny sisin'ny lohany rehetra. Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:4. # kerobima Jereo ny fomba nandikanao ny hoe kerobima tao amin'ny 10:3.