plt_tn/ezk/10/06.md

873 B

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hoe aiza no manomboka ilay hetsika. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana izany, dia ampiasao eto izany.

rehefa nandidy ilay lehilahy nitafy rongony fotsy Andriamanitra ary nanao hoe

Ity dia famerenanana an'ilay fampahafantarana izay nomena tao amin'ny 10:1. Rehefa avy niresaka momba an'ilay kerobima sy ny voninahitr'Andriamanitra tao amin'ny 10:3-5, dia niverina Ezekiela mba hilaza ny momba an'ilay lehilahy izay nitafy rongony fotsy.

ilay lehilahy nitafy rongony fotsy

Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "rongony" ao amin'ny 9:1.

teo akaikin'ny kodia iray

Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "kodia" ao amin'ny 1:15.

Nahita zavatra toy ny tanan'olona tao ambany elatr'izy ireo aho teo amin'ny kerobima

"hitako fa ilay kerobima dia nisy zavatra toy ny tanan'olona tao ambany elatr'izy ireo"