plt_tn/ezk/10/06.md

20 lines
873 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hoe aiza no manomboka ilay hetsika. Raha toa ny fiteninao ka manana fomba hilazana izany, dia ampiasao eto izany.
# rehefa nandidy ilay lehilahy nitafy rongony fotsy Andriamanitra ary nanao hoe
Ity dia famerenanana an'ilay fampahafantarana izay nomena tao amin'ny 10:1. Rehefa avy niresaka momba an'ilay kerobima sy ny voninahitr'Andriamanitra tao amin'ny 10:3-5, dia niverina Ezekiela mba hilaza ny momba an'ilay lehilahy izay nitafy rongony fotsy.
# ilay lehilahy nitafy rongony fotsy
Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "rongony" ao amin'ny 9:1.
# teo akaikin'ny kodia iray
Jereo ny fomba nandikanao ny teny hoe "kodia" ao amin'ny 1:15.
# Nahita zavatra toy ny tanan'olona tao ambany elatr'izy ireo aho teo amin'ny kerobima
"hitako fa ilay kerobima dia nisy zavatra toy ny tanan'olona tao ambany elatr'izy ireo"