plt_tn/ezk/10/03.md

329 B

kerobima

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:3.

tao an-kavanana

toy ny iray mijery miantsinanana, ny "an-kavanana" dia manatrika ny atsimo. DH: "amin'ny ilany atsimo"

ny voninahitr'i Yaveh

Adikao toy ny tao amin'ny 1:27.

Nameno ny trano izany

Ny teny hoe "izany" dia maneho ny voninahitr' Andriamanitra.