# kerobima Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:3. # tao an-kavanana toy ny iray mijery miantsinanana, ny "an-kavanana" dia manatrika ny atsimo. DH: "amin'ny ilany atsimo" # ny voninahitr'i Yaveh Adikao toy ny tao amin'ny 1:27. # Nameno ny trano izany Ny teny hoe "izany" dia maneho ny voninahitr' Andriamanitra.