plt_tn/ezk/09/05.md

24 lines
699 B
Markdown

# niresaka tamin'ireo hafa teo an-tsofiko Izy
Ny teny ireo "hafa" dia maneho an'ireo mpiambina.
# Aoka tsy hanana fangorahana ny masonao
"aza mangoraka an'ireo olona izay hitanareo"
# aza miantra
"aza manindry fo amin'ny famonoana"
# marika eo amin'ny lohany
Ireo dia ireo olona izay nitaraina momba an'ireo fahavetavetana izay mitranga ao Jerosalema. Jereo ny fomba nandikanao izay tao amin'ny 9:3.
# Atomboy ao amin'ny fitoerako masina
"Atomboy amin'ny famonoana an'ireo izay tsy misy an'ilay marika ao amin'ny fitoerako masina"
# ireo loholona
Ireo mety ho heviny dia 1) ireo "loholona fitopolo ao amin'ny ankohonan'Israely" (8:10) na 2) izay "lahy antitra" rehetra (andininy faha 6).